xxx of yyy characters
Join Group
Mada#1...4eva!!Reprezent mon bled
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
Mihetsika kely oh!
Eo mba samy mikofokofoka daholoe! efa iray volana lasa ve letsy ny topic farany! ity misy topic iray, isika rehetra proud fa Malagasy, inona inona no mba tena tintsika aminy maha malagasy antsika io?
Ny Ahy aloha dia le fihavanana no hitako fa tena mihavake! mampalhelo nefa fa toa mitady ho very le izy!!
Nov 18, 2008
7:12 PM